Politique

Edouard Tsarahame “Norahonana aho”


  • Alatsinainy 15 Mey 2017

Tsy nahazo olona araka ny nantenainy ho tonga hanotrona azy ireo tetsy amin’ny kianjan’ny 13 mey ny sabotsy teo ry zareo avy eo anivon’ny Rodoben’ny Malagasy Tia Tanindrazana ho an’ny Fanorenana na ny RMTF.

 Mitohy ny tolona, hoy ny filohan’izy ireo, Edouard Tsarahame, satria tsy mbola azo ny fahafahana. Araka ny fahitantsika azy izao, hoy izy, dia miaramila no mameno eto atao ho solontsakafon’ny Malagasy fa tsy ny vidim-bary no nampidinina. Na ny tenako izao aza, hoy ny nambarany, dia nahazo fandrahonana fa hotifirina rehefa tonga eto. Tsy hanakana anay hanohy ny tolona izany, hoy ny teny famaranany.

Mirija


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Dr Pierre
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Michel Ralaivelo

  • FIKAMBANANA
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

BANDEAU ROUGE

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien AimĂ©
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

Hijery ny tohiny
FTT