• Alarobia 31 Mey 2017
Politique.Hery Rajaonarimampianina Tena miasa, hoy i Rija Razafimandimby

Nahazo vahana teto amintsika ny fanaratsiana ny mpitondra tato ho ato, hoy i Rija Razafimandimby mpanao politika. Anisan’izany ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina izay nomarihiny manokana fa hatao mihitsy izay fomba entina hamotehana azy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Mey 2017
Politique.Voahangy Rajaonarimampianina Tsy mahatoky ny vadiny ?

Miverina miditra lalina amin’ny politika sy ny fiainam-pirenena indray i Voahangy Rajaonarimampianina amin’izao fotoana raha tsy dia re sy tsy henoheno teo aloha teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Mey 2017
Politique.Fanonganam-panjakana Ho raikitra amin’izay ?

Miala any indray ny fitakiana politika mikendry ny fiaraha-mitantana ny firenena noho ny fiheveran’ireo mpanao politika nivory tetsy Andrainarivo ny faran’ny herinandro teo fa tsy tokony ho ny HVM irery intsony no hitantana ny firenena

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Mey 2017
Politique.Fanendrena masoivoho Tsy mety teraka Ambatobevohoka

Taona iray mahery izao no niketrehan’ny fanjakana Malagasy ireo masoivoho hisolotena an’i Madagasikara any ivelany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Mey 2017
Politique.Praiminisitra Mahafaly Manambitamby an’ireo silamo

Nanokatra ny volan’ny Ramadan tetsy amin’ny Moske 67 ha ny sabotsy ireo mpino silamo. Tonga nanotrona teny an-toerana ny praiminisitra Mahafaly Solonandrasana Olivier.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Mey 2017
Politique.Manindry mafy ireo gadra politika fahiny Fampihavanana aloha vao fifidianana

Nanatontosa ny fihaonambe nasionaly ny sabotsy teo teny amin’ny Telozoro Andrefanambohijanahary ny FEDeP (Fédération des Ex-Détenus Politiques de Madagascar).

Hamaky ny tohiny
FTT