• Zoma 26 Mey 2017
Politique.Mpitondra Malagasy Tsy manaja ny programa nampanantenainy ny vahoaka

Kely finoana amin’ny hisian’ny fifidianana ny taona 2018 ny AKFM (Antokon’ny Kongresin’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara).

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Mey 2017
Politique.Fanilikilihana ny Ben’ny tanàna Aza mifanindritsindry, hoy i Dada

Manana andraikitra ato amin’ny kaominina aho amin’ny maha mpanolotsain’ny Ben’ny tanàna ahy, hoy i Marc Ravalomanana ny alarobia lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Mey 2017
Politique.Governemanta iaraha-mitantana Manome fampitandremana tapa-bolana ny DFP

Vory lanona tetsy amin’ny Panorama Andrainarivo avokoa ny alarobia teo ny ankamaroan’ireo hery politika eto amin’ny firenena taorian’ny antso avo nataon-dry zareo avy anivon’ilay vovonana dinika ho fanavotam-pirenena (DFP)

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Mey 2017
Politique.Marc Ravalomanana Namantsipantsika ny fitondrana

Tena hampihatra marina ny demokrasia eto Madagasikara isika. Manana olona isika sady manana tanora, hoy i Marc Ravalomanana nandritra ny dinika politika nokarakarain’ny sampandraharahan’ny firenena mikambana momba ny fampandrosoana (PNUD) ary fiaraha-miasa aminy teny amin’ny Hotely Carlton omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Mey 2017
Politique.Depiote Randrianasolo Jean Nicolas « Tsy nahazo 4 x4 vaovao izany aho »

Samy nilaza ho tsy nahazo an’ilay fiara 4 x 4 voalaza fa nanambatambazana ny sasantsasany tamin’ireo depiote mivory eny Tsimbazaza avokoa ireo voatonontonona ho nahazo tamin’ny fitondram-panjakana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Mey 2017
Politique.Mpitondra Malagasy Tsy manaja ny programa nampanantenainy ny vahoaka

Kely finoana amin’ny hisian’ny fifidianana ny taona 2018 ny AKFM (Antokon’ny Kongresin’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara). Misavorovoro be mantsy ny fiainam-pirenena ankehitriny, hoy ny filohany Rakotomanga Eric.

Hamaky ny tohiny
FTT