Politique

Force de changement Hamory vahoaka anio


  • Zoma 23 Jona 2017

Nanao antso avo tamin’ny alalan’ny ireo tanora mpikambana ao aminy tetsy amin’ny foiben’ny antoko AKFM etsy Andravoahangy ho an’ny vahoaka malagasy omaly ny vovonana politika Force de changement taorian’ireo fivoriana samihafa natao hanomanana ilay fihetseham-bahoaka

voalaza fa hotontosain’izy ireo isam-paritra ato ho ato. Hamory vahoaka voalohany etsy amin’ny Live Hotel Andavamamba anio ity vovonana ity. Ireo tanora no tena nasain-dry zareo ho avy eny an-toerana handrafitra ny planina tokony hatao hanoherana ireo zava-misy marobe tsy voafehin’ny mpitondra intsony. Anisany ny tsy fananan’asa, ny olana amin’ny fampianarana ary ny tsy fahandriampahalemana izay miteraka fitsaram-bahoaka, hoy Rajoharison Andrianina, filohan’ireo komity.

Mirija


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Dr Pierre
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Michel Ralaivelo

  • FIKAMBANANA
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

BANDEAU ROUGE

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

Hijery ny tohiny
FTT