Politique

Marc Ravalomanana Henika azy i Madagasikara


  • Zoma 01 Septambra 2017

Tonga nanotrona ny famaranana ny fihaonambe voalohan’ny seha-pitaizana ao amin'ny Fifohazana FJKM, tanterahina ao Ambatolampy Vakinankaratra, Atoa Marc Ravalomanana omaly alakamisy 31 aogositra 2017.

 

 Nahatonga solontena avokoa ny synaoda 35 amin'ny 38. Mahatratra 1.200 eo ho eo ny mpizaika tonga ao an-toerana. Ny Mpitandrina Lazandrainy Martin, filoha mpanampy ny sampana Fifohazana foibe FJKM no nitarika ny fotoana. Ny tonia Robson Radolalaina Johary mpitandrina no nitory teny, Salamo 91. Talohan’io dia nanotrona ny fihaonamben’ny Laika FJKM tao Morondava, renivohitry ny faritra Menabe ny filohan’ny komitin’ny jobily faha-50 taonan’ny FJKM sy ny faha-200 taona nidiran’ny misiona LMS teto Madagasikara.

Jean D.


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT