• Alakamisy 17 Mey 2018
Politique.Tolona ho an’ny Fanovana Hisy Ampamoaka goavana anio

Nangotraka ny tolona notarihin’ireo depioten’ny fanovana niainga teny amin’ny Oniversiten’Ankatso omaly. Tonga teny an-toerana, araka ny fampanantenana efa nataony ny depioten’ny fanovana naka ireo mpianatra sy ny mpampianatra ao anatin’ny SECES Antananarivo, izay naneho ny fahavonany hanampy ny tosika ny tolona noho ny fanaovana tsinontsinona hatrany ny fampianarana ambony.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Mey 2018
Politique.Parlemantera HVM “Tsy ekena ny tetezamita vaovao”

26 andro taorian`ny hetsiky ny depiote ho an`ny fanovana vao re feo ireo parlemantera HVM. Nifoha tamin`ny torimasony ireo loholona sy solombavambahoaka manohana ny fitondrana ka nanao fanambarana iombonana tetsy amin`ny lapan`ny Antenimieram-pirenena Tsimbazaza omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Mey 2018
Politique.Fanesorana ny filoham-pirenena Andrasana ato anatin’ny 2 andro ny valitenin’ny HCC

Azo ekena ny taratasin`ny depiote 73 izay mitory ny filoham-pirenena amin`ny fanitsakitsahana ny lalàmpanorenana lavareny eto amin`ny firenena, hoy ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana (HCC).

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Mey 2018
Politique.Fandrodanana ny fanjakana kitoatoa Hovitaina anatin’ny fotoana fohy

Fotoana vitsy sisa andrasana, ary mila faramparanana ny tolona satria maika hihoby ny fandresena isika, hoy ny fampanantenan’ny depioten’ny fanovana, miantso ny vahoaka tsy ankanavaka hanamafy ny tolona.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Mey 2018
Politique.Na fifampiraharahana , na fifidianana Ratsy toerana hatrany Rajao sy ny ekipany

Tonga amin’ilay hiaka filamatry ny mpanao fanatanjahantena izay ve izy ity hoe « Na inona na inona hataon’ialahy, resy ialahy ! » sa ahoana ?

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Mey 2018
Politique.Tolon’ny depiote 73 Hiankinana fiovana maro

Depioten’ny fanovana ! Izay moa izany no anarana nosafidian’ireo depiote mpitari-tolona miisa 73 etsy amin’ny kianjan’ny 13 sy manerana ny nosy amin’izao fotoana.

Hamaky ny tohiny
FTT