- Alarobia 31 Oktobra 2018
Politique.Ramtane Lamamra-Vondrona Afrikanina Mahafa-po ny zotram-pifidianana
Eto Madagasikara amin’izao fotoana i Ramtane Lamamra iraky ny Vondrona Afrikanina eto amintsika, izay nihaona tamin’ny filoham-panjakana vonjimaika Rivo Rakotovao teny amin’ny Lapan’Ambohitsorohitra omaly talata 30 oktobra.
Hamaky ny tohiny
