- Talata 18 Desambra 2018
Politique.Fametrahana ny demokrasia Hatao maodely aty Afrika i Madagasikara
“Hatao maodely aty Afrika amin`ny fametrahana demokrasia sy ny fitoniana ny fifidianana izay atrehina amin`ny 19 desambra ho avy izao i Madagasikara”, hoy Maka Alphonse, filohan`ny Filankevitry fampihavanana Malagasy (CFM).
Hamaky ny tohiny