Politique

Governemanta vaovao Dika mitovin’ny teo aloha ihany, hoy i Dany Rakotoson


  • Talata 29 Janoary 2019

Arahabaina ny filoham-pirenena sy ny praiminisitra nahatafanjakana governemanta vaovao tao anatin’ny fotoana fohy ka mirary soa azy.

 

Ho ahy manokana anefa, hoy ny filohan’ny antokom-bahoaka Malagasy na antoko politika ABA, Dany Rakotoson, dia tsy mifanaraka mihitsy amin’ilay velirano ny fomba firafitr’ity governemanta ity. Raha ny tokony ho izy dia 15 isa ny minisitera. Ao anatin’ilay famintinana izao, ohatra, tonga dia hoe fanatanjahantena hitondra avo ny hambom-pom-pirenena dia tokony eo izany aloha ny minisiteran’ny fanatanjahantena. Ny vehivavy sy ny tanora dia tokony ho minisitera iray, fandriampahalemana iray. Fitantanana fitaterana an-dranomasina, an-dranomamy, an-tanety iray. Minisiteran’ny harena ankibon’ny tany. Tokony ho izay no firafitr’ilay governemanta satria efa maika amin’ny fampandrosoana tokoa ny vahoaka fa raha ity vaovao ity no jerena dia mbola dika mitovin’ny  teo aloha ihany.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotàm-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

  • Kristianina
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

mandinika raharaham-pirenena

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

Hijery ny tohiny
FTT