• Alarobia 20 Febroary 2019
Politique.Andry Rajoelina Lalaovin’ireo olona manodidina azy ?

Tsy misy filoham-pirenena handeha hanangam-pahavalo ho an’ny tenany, indrindra fa filoha tsy tena marin-toerana tsara tahaka an’i Andry Rajoelina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Febroary 2019
Politique.Ange Andrianarisoa “Manana ny tsangan-keviny ny AREMA”

Feno iray volana omaly no nitondran`ny ekipan`ny TGV ny firenena. Nitondra ny heviny mahakasika izany ny sekretera jeneraly lefitry ny antoko AREMA, Ange Andrianarisoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Febroary 2019
Politique.Raiamandreny sy Tangalamena any Mangoro Niantso ny rehetra hanohy ny fifankatiavana sy firaisankina

Nanao antso am-pitiavana ny zanak’i Mangoro manontolo ireo Raiamandreny sy Tangalamena avy amin’ny distrikan’i Moramanga sy Anosibe

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Febroary 2019
Politique.Iray volana nitondran-dRajoelina Mitamberina sahady ny tetezamita

Iray volana katroka anio 19 febroary no nitondrana ny firenena i Andry Rajoelina sy ny ekipany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Febroary 2019
Politique.Vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana “Mila ampitomboina ny tetibola”, hoy i Serge Zafimahova

3% monja amin`ny tetibolam-panjakana no natokan`ny fanjakana ho an`ireo rantsamangaikan`ny vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Febroary 2019
Politique.Fikambanana Nosy Malagasy “Tsy maintsy azo ireo nosy manodidina.”

Nangingina tao ho ao ny fikambanana nosy Malagasy na ANM tarihin’ny filohany, Arlette Ramaroson, izay nitaky ny hamerenana ireo nosy manodidina an’i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
FTT