• Talata 16 Jolay 2019
Politique.Pastera Edouard Tsarahame (RMTF) “Tokony hanana ny fahefany manokana ny Ben’ny tanàna”

Tsy mipetraka amin’ny tokony ho izy ny fahefan’ny Ben’ny tanàna, kanefa tokony hanana ny fahefany manokana izy raha ovana ny lalàmpanorenana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Jolay 2019
Politique.Demokrasia eto Madagasikara Laharana faha-95 maneran-tany

Nivoaka ny tatitra nataon`ny Economist Intelligence Unit (EIU) tao anatin`ny HCDED ny volana mey lasa teo mahakasika ny demokrasia ka laharana faha-95 amin`ny firenena 165 maneran-tany i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Jolay 2019
Politique.Depiote Alain Ratsimbazafy “Hamafisina ny fiaraha-miasa eo amin’ny depiote sy ny Ben’ny tanàna”

Nitondra ny heviny mikasika ny fiaraha-miasa eo amin’ny solombavambahoaka sy ny Ben’ny tanàna, ny depute voafidy tao Atsimodrano Alain Ratsimbazafy voafidy tamin’ny antoko Tiko i Madagasika na Tim.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Jolay 2019
Politique.Antoko Tiako I Madagasikara Efa manana olona atao filohan’ny mpanohitra

“Faly izahay milaza amin`ny vahoaka Malagasy fa handray ny andraikiny amin`ny maha antoko mpanohitra azy ny antoko Tiako I Madagasikara, indrindra tsy handiso fanantenana amin`ny vahoaka.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Jolay 2019
Politique.Tontolo politika Hisy fifandanjan-kery amin`izay

Miandry ny fampiharana ny didim-panjakana ho an`ny fanoherana isika mba hisian`ny fifandanjan-kery eo amin`ny tontolo politika ka tsy tokony hisy intsony ny sakana amin`ny demokrasia eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Jolay 2019
Politique.Governemanta Minisitra maro hoesorina…

Enim-bolana afaka 3 andro no nitondran’ny filoha Rajoelina ny firenena.

Hamaky ny tohiny
FTT