• Alakamisy 18 Jolay 2019
Politique.Depiote TIM nifidy an’i Christine R “Tsy ny solombavambahoaka no toherinay”

Tsy manohitra depiote izahay, ary tsy manohitra olona ny depiote TIM, fa rehefa misy ny zavatra azo ifampiresahana sy ahafahana mampiakatra ny hasin’ny antenimieram-pirenena,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Jolay 2019
Politique.Olivier Rakotovazaha “Olona niaraka teny amin`ny kianjan`ny 13 mey ireo”

Tsy nahataitra ny loholona Olivier Rakotovazaha raha toa ka voafidy sy lany zato isan-jato ny filohan`ny Antenimieram-pirenena ankehitriny, Christine Razanamahasoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Jolay 2019
Politique.Tambin-karaman`ireo depiote 724 800 000 ariary ao anaty fotoam-pivoriana iray

Haharitra 12 andro ny fivoriana manokana eo anivon`ny Antenimieram-pirenena ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Jolay 2019
Politique.Paikadin’ny mpangataka Mody torana na manofa zaza …

Anisan’ireo toerana ahitana mpangataka betsaka indrindra ny eto amin’ny renivohitr’Antananarivo, indrindra fa ny eny Analakely sy ny manodidina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Jolay 2019
Politique.Minisitry ny atitany “Miandry kely aloha ny fampiharana ilay satan’ny mpanohitra”

Noheverina fa tsy hisy intsony ny sakantsakana mahakasika ny fanoherana eto Madagasikara ka hisy amin`izay ny fifandanjan-kery eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Jolay 2019
Politique.Depiote Dr Fiarovana Lovanirina “Mila hatsaraina ny lalàna momba ny fahasalamana”

Anisan’ny andrim-panjakana iankinan’ny aim-pirenena ny antenimieram-pirenena.

Hamaky ny tohiny
FTT