Politique

Fiainam-pirenena Mihantona tanteraka…


  • Alarobia 14 Aogositra 2019

Mifampitaha tanteraka amin`izao fotoana izao ny resaka fifidianana ary mbola izany foana ny resaka mandeha eny amin`ny olo-pirenena.

Ny fiainam-pirenena mihantona satria ny fifidianana tena manakaiky vahoaka no tena andrasana fatratra nefa tsy mbola mivoaka foana ny didim-panjakana hiantsoana ny mpifidy. Asa izay tena antony tsy hamoahan`ny fanjakana izany. Samy miandry ny rehetra. Inona tokoa moa no andrasan`ny mpanatanteraka ? Ny antenimiera roa tonta efa mivory ka antenaina fa hahazo vaovao. Ny filoham-pirenena ihany koa dia efa nilaza fa amin`ity herinandro ity ny momba ny fifidianana  kaominaly. Antenaina fa hanana fahendrena ireo mpitantana antsika, indrindra eo amin`ny daty fiantsoana ny olo-pirenena hifidy amin`ny kaominaly sy monisipaly.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

Hijery ny tohiny
FTT