• Alakamisy 07 Desambra 2023
Apostoly Tsaratsara. «Mantsina ny tanindrazana, mijaly ny vahoaka »

Namoaka hafatra miantso ireo olona manana kamio mba hifanome tànana

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Desambra 2023
FFKM sy ny fiainam-pirenena. Hamaritra paikady hanabeazana ny olom-pirenena

Notanterahana tao amin’ny EEM Katedraly Santa-Marka Fosarato-Fianarantsoa

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Novambra 2023
FJKM BETELA TANAMBAO V TOAMASINA. Misy disadisa eo amin’ny Biraom-piangonana sy ny mpitandrina…

Nohidian’ny biraom-piangonana ny fiangonana ny alin'ny sabotsy faha- 25 novambra 2023

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Oktobra 2023
Hetsiky ny mpitondra fivavahana. Etsy Antsahamanitra no fotoana anio

Etsy Antsahamanitra no fotoana amin’ity anio ity miaraka amin’ny Hetsiky ny mpitondra fivavahana na HMF,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Oktobra 2023
Fiangonana Loteriana Malagasy Nohavaozina. Hoavy ny fanokafana fiangonana maromaro

Tontosa ny alahady 22 oktobra 2023 teo ny hetsika “Isan-taonan’ny Toby”

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Oktobra 2023
Hetsiky ny mpitondra fivavahana. “Tonga ny fotoana tsy maintsy hijoroana”

Ny taona 2009, hoy ny Hetsiky ny mpitondra fivavahana na HMF no nahenoanareo anay voalohany,

Hamaky ny tohiny
FTT