Finoana

The singers of Jesus Hamoaka ny rakikira “Mandondona”


  • Alatsinainy 18 Desambra 2023

Indro, efa mitsangana eo am-baravarana aho ka mandondona.

Raha misy mihaino ny feoko ka mamoha ny varavarana dia hiditra ao aminy aho ka hiara-misakafo aminy ary izy amiko.”. Io tenin’ny soratra masina ao amin’ny Baiboly ao amin’ny Apokalipsy 3:20 io no teny filamatry ny tarika The singers of Jesus, antoko mpihira malagasy mpiangaly Gospel na Vaovao mahafaly izay mankalaza ny faha 23 taonany sahady ankehitriny. Hisy moa ny seho an-tsehatra ho tontosain’izy ireo etsy amin’ny CC Esca Antanimena ny zoma 22 desambra 2023 izao manomboka amin’ny 6 ora hariva ho fanamarihana izany. Hivoaka amin’io fotoana io ihany koa ny rakikiran’izy ireo mitondra ny lohateny hoe “Mandondona”. “Mandondona”, “Eo an-tananao”, “Malalany”, “Hainy atao”, isan’ireo hira nahafantarana ny tarika hatramin’izay ka hatramin’izao.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT