• Alatsinainy 23 Oktobra 2023
Hetsiky ny mpitondra fivavahana. “Tonga ny fotoana tsy maintsy hijoroana”

Ny taona 2009, hoy ny Hetsiky ny mpitondra fivavahana na HMF no nahenoanareo anay voalohany,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Oktobra 2023
FIANGONANA JESOSY MAMONJY. Nakaton’ny Fanjakana ny ao Ambatofinandrahana

Nakaton'ny fanjakana omaly hariva ary nofefeny tsy afaka mivoha (scellé) ny fiangonana Jesosy Mamonjy

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Oktobra 2023
ASSOCIATION AHMADIYYA DE MADAGASCAR. Manamboatra ny ara-moraly sy ny ara-panahin’ny mpino

Misafotofoto beny ihany ny zava-misy maneran-tany amin’izao fotoana izao. Mifamono ny samy olombelona,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Oktobra 2023
Ezaka hitandroana ny fahamarinana. Manohana ny ezaka rehetra ny FFKM

Mandalo kihon-dalana sarotra sy manahirana ny fiainan'ny firenena sy ny vahoaka malagasy,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Oktobra 2023
Filohan’ny FJKM. Sokafana etsy Antsahamanitra ny jobily fisotroan-dronono

Ny fivorian’ny mpiandraikitra foibe FJKM, izany hoe avy eo anivon’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Oktobra 2023
Finoana.FFKM “Atsaharo ny fampiasan-kery, hajao ny zo maha olona”

Tontosa teny Ampandrana ny sabotsy 7 Oktobra 2023 ny fanombohana ny fampihaonana ireo solontenan ireo

Hamaky ny tohiny
FTT