- Alarobia 03 Martsa 2010
Finoana.Hetsiky ny Mpitondra Fivavahana : Nihaona tamin’i Andry Rajoelina
Miezaka mihaona amin’ireo ankolafin-kery rehetra ny Hetsiky ny Mpitondra Fivavahana (HMF). Raha ny fantatra aloha hatreto, dia efa saika nihaona tamin’ireo raiamandreny am-panahy avokoa na ireo masoivoho vahiny toa an’i Frantsa sy Etazonia, hatramin’ny Groupe International de Contact, notarihan’i Jean Ping, teo koa ireo firehana politika sy fiarahamonim-pirenena.
Hamaky ny tohiny
