Finoana

Finoana Kimbanguiste Madagasikara Hivavaka manokana ho an地y fampihavanam-pirenena amin地y Pentekosta


  • Sabotsy 07 Jona 2014

Mino aho, hoy i R騅. Andrianalijohn, amin段zao ankatoky ny Pentek�sta izao, fa hiasa ny Fanahy Masina ary hisy vokany ho an地y vahoaka Malagasy tokoa satria ny FFKM dia nanaovan地y fikambanana maro antso avo hanohy ny asa izay efa natombok段zy ireo amin地y fanatanterahana ny fampihavanam-pirenena saingy niato tsy fidiny noho ny tsy fahatongavan地y prezid� Marc Ravalomanana an-tanindrazana.

 Mino aho, hoy i Rév. Andrianalijohn fa ny fihaonan’i Hery Rajaonarimampianina sy Marc Ravalomanana tany Afrika Atsimo farany teo dia ho randra-mitarika any amin’izany fampihavanana izany. Ny filoha Rajaonarimampianina lasa any Israely io koa dia inoako fa hahatsiaro fa laharam-pahamehany ity resaka fampihavanam-pirenena ity araka ny fihanianana nataony tetsy Mahamasina. Izahay Kimbanguiste dia hanokana vavaka manokana amin’io Pentekosta io mba hirotsahan’ny Fanahy Masina tokoa eto amin’ity firenena ity ka ho hafaliana ho an’ny vahoaka Malagasy no haheno amin’io andro io  ny FFKM hilaza fa hanohy ny asa natombok’izy ireo. 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin窶冓ty sokajy ity ihany : Finoana

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

  • FIHAONAMBEN'NY FIANGONANA
  • Talata 25 Aogositra 2026

Tsy mora, amina miliara

Hijery ny tohiny
FTT