• Talata 14 Mey 2024
Loza sesilany eny amin’ny By Pass. Mpandeha moto avy aoriana maty voahitsaky ny kamio

vao ny atoandro no nisy fiara nifandona tamin’ny kodiaran-droa na «moto»

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Mey 2024
Seranam-piaramanidina Ivato. Tsy hisy indrafo ho an’ireo polisin’ny PAF mandika lalàna…

Ranolava ny tsikera mikasika ny fisiana tsolotra sy kolikoly eny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Mey 2024
Kamiao nandona trano maromaro. Zaza 2 no indray maty

Zaza miisa 2 no maty ary zaza iray no mbola any amin’ny hopitaly,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Mey 2024
Lozam-pifamoivoizana tao Vohiparara. Nahatratra 26 ireo naratra

Fiara nitondra mpianatra , niala avy any Andranomafana , distrikan’Ifanadiana omaly Alahady 12 May

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Mey 2024
Tsy fandriampahalemana. Miha mahery vaika ny jiolahy, tsy hikoso-maso ny polisy

Tsy manao asa ratsy eo amin’ny faritra misy azy ny ankamaroan’ireo jiolahy eto an-drenivohitra sy ny manodidina

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Mey 2024
Air Madagascar potika tanteraka. Ohatran’ny tsy niroborobo talohan’ny taona 2009

Mijery ny tahirin-tsarin’ireo fiaramanidin’ny kaompania ana habakabaka Air Madagascar

Hamaky ny tohiny
FTT