• Alakamisy 11 Jolay 2024
Tetikasa « Autoroute ». Tanimbary 195ha, ala 559ha haringana…

Mbola mametraka adihevitra ara-tsosialy sy ara-tontolo iainana goavana ny tetikasa

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Jolay 2024
Fifamoivoizana.Saran-dalana Ny eo efa tsy takatra, ny mpitatitra manambana hampiakatra

Ny 12 jolay 2022 no niakatra ho 600 Ariary ny saran-dalan’ny fitaterana teto andrenivohitra,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Jolay 2024
TOAMASINA. Naiditra am-ponja ilay mpamily nikasi-tanana polisy

Mpamily iray no nikasi-tanana polisy ny 05 jolay lasa teo tany Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Jolay 2024
Fikasana hanova ny anaran’ny Boulevard Ratsimilaho. Naneho ny hatezerany ihany koa ireo mpanolontsain’ny tanàna

Nandefa taratasy ho an'ny minisitry ny kolontsaina sy ho an'ny ben'ny tanànan'i Toamasina

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Jolay 2024
Taksibe eto Antananarivo. Tsy maintsy hiakatra ny saran-dàlana…

Tsy azo hihodivirana ny fiakaran’ny saran-dàlana eto Antananarivo !

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Jolay 2024
NITOKONA NY ZOTRA 015. Mitaraina ho takian’ny koperativa volabe loatra

Nitokona ireo taxi-be 015 mampitohy an’ny 67 ha sy Mandroseza omaly Alakamisy 04 Jolay atoandro.

Hamaky ny tohiny
FTT