• Alarobia 02 Oktobra 2024
LALAN-KELY SIMBA AO ANKASINA. Nifanome tanana ny fokonolona rehefa tsy hanao ny fanjakana

Nifanome tanana nanamboatra ny lalana simba vokatry ny fandalovan’ny rivo-doza Geralda

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Oktobra 2024
Lalana eto Antananarivo. Azo amboarina ihany rehefa akaiky propagandy…

Taorian’ny seraseran’ny teo anivon’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra tarihin’ny Filohan’ny Delegasionina

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Oktobra 2024
LALAM-BAOVAO AMBOHITRIMANJAKA-IVATO. Tsy mety vita, ataon’ny tantsaha fanahazam-bary

Tsy mety vita tanteraka ilay lalam-baovao miainga etsy amin’ny digy Ambohitrimanjaka mivoaka

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Oktobra 2024
ANTSOROKAHITRA IMERINTSIATOSIKA. Fiarakely nivadika ambony ambany, mamo ilay mpamily

Efa tena tsy misy andavanandro sy faran’ny herinandro intsony ny an’ireo mpisotro toaka sasany eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Septambra 2024
« Autoroute » mandalo . an’Ambohimanga Rova Mitaraina noho ny hanotorana tanimbary 170 ha ny tantsaha

Mikorontana ny fokonolona anatin’ny fokontany miisa 22 ao amin’ny Kaominina Ambohimanga Rova

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Septambra 2024
Afera sambo Francia 3 nahafatesana olona 88. 3 taona aty aoriana vao tratra ny tompony sady mpanamory

Aty amin’ny 3 taona latsaka taorin’ny nitrangan’ilay loza an-dranomasina goavana

Hamaky ny tohiny
FTT