• Alakamisy 26 Septambra 2024
LOZA NAHAFATY OLONA TAO MAEVATANANA. Mbola karohina ny mpamilin’ilay fiara

Mbola karohina hatramin’ny omaly alarobia 25 septambra, ny mpamilin’ilay taxi-brousse tra-doza

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Septambra 2024
RN 23A makany Anosibe an’ala. Tsy tongan'ny fiara intsony

Ho tanterahina eny amin'ny Le relais des plateaux Talatamaty ny alakamisy 26 septambra 2024

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Septambra 2024
RN 1 mamono olona matetika. Naka vehivavy iray sy mpitondra moto iray indray

Tsy mitsahatra maka olona ny lalam-pirenena voalohany. Olona roa no indray lasibatra ny faran’ny herinandro

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Septambra 2024
Asa vaventy sy fanamboaran-dàlana. « Mitohy ny fiaraha-miasa amin’ny Eoropeanina »

Nihaona tamin’ny Minisiteran’ny Asa vaventy notarihin’ny Minisitra Rafidison Richard Theodore sy ireo mpiara-miasa aminy ny Delegasionin’ny Vondrona Eoropeanina omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Septambra 2024
Moto nifandona nahafatesana olona 2. Efa nisy lonilony nialohan’ny tranga ?

Mpitondra kodiaran-droa miisa 2 no indray niara-namoy ny ainy tany Antsirabe, Atsimon’Ampihaviana,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Septambra 2024
OLONA MISOTRO TOAKA NEFA MAMILY. Ireo mpitondra moto no betsaka tratra eto amintsika

Tsy mitsitsy intsony ireo mpitandro ny filaminana manao fidinana ifotony mitily ny tahan’alikaola anatin’ny vatan’ireo

Hamaky ny tohiny
FTT