Fanamboaran-dalana eto Antananarivo

Na ireo mponina aza gaga amin’ny fomba fiasa!


  • Zoma 21 Martsa 2025

Na ireo mponina aza gaga mahita ny fizotran’ny fanamboaran-dalana eto Antananarivo,

raha ny fanehoan-kevitra voaangona teny amin’iny lalana misy fanamboaran-dalana eo Soanierana sy an-dohan’Analakely iny! Mahafatifaty ity izy, hoy ny vazivazy zaritenan’ny renim-pianakaviana iray. Io izany izao, hoy izy, dia tsimponina tsikelikely tahaka izao tara na «goudron» niala ireo. Ny fitohanan’ny fifamoivoizana aterak’izany rehetra izany moa dia tonga amin’ilay fitenenana hoe mampiteny ny moana, hoy ny fanehoan-kevitra hafa. Tsy mbola voafaritra, rahateo, ihany koa hatramin’izao ny fahavitan’ireo arabe narenina sy namboarina ireo.
Nangonin’i J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT