Fifamoivoizana

Fitaterana amin’ny faritra mihiboka Tsy misy fahazoan-dàlana manokana


  • Talata 20 Aprily 2021

Nampahafantatra ny mpampiasa lalana rehetra fa ny fitantanana ankapobeny eo anivon’ny Antokon-draharaha misahana ny fitaterana an-tanety na ny ATT omaly,

 

 

 fa tsy manome fahazoan-dàlana, "autorisation spéciale" na "autorisation de circuler", miditra na mivoaka na mandalo amin'ireo faritra mihiboka mandritra ny hamehana ara-pahasalamana. Fomba fiady ampiasain’ny mpitatitra antsokosoko moa amin’izao no mitondra olona amin’ireny fiara “fourgon” fitaterana entana ireny, toy ilay tratra tany. Olona 10 mpandeha antsokosoko avy any Manakara no tratra teo Ambatolampy ny 16 aprily. 2 hetsy ariary Manakara-Antananarivo, 120.000Ar kosa Antsirabe mihazo An’Antananarivo.

 Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT