Fifamoivoizana

Ambondromamy Kamio tapaka hisatra namono olona maro


  • Zoma 17 Desambra 2021

Nandriaka indray ny rà omaly tany amin’ny RN4 mampitohy an’Antananarivo sy Mahajanga iny. Kamio lehibe be iray tapaka hisatra (frein)

 no namantana tany an-tanànan'olona tao Ambondromamy omaly atoandro io. Gorobaka tanteraka ny trano goavana, ary nohitsahina avokoa izay hitsiny na ny tao anatiny na ny taty ivelany. Avy any amin’ny RN6 nipaka tamin’ny RN4 iny izy io no tra-doza. Vokany, olona maro no maty, nisy koa naratra mafy. Nifampisokirina tany ambany kamiao ny ankamaroany, ka tamin’ny fotoana nanoratanay, dia voalaza fa mbola nisy ny nifampisokirana. 3 ny olona namoy ny ainy raha kely indrindra, araka ny vaovao vonjimaika.
Toky R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT