Fifamoivoizana

Ambodivona Diso tafahoatra loatra ny gaboraraka


  • Alarobia 15 Desambra 2021

Mba mangataka tompon’andrikitra hijery manokana ny fifamoivoizana eo Ambodivona fa tena tafahoatra ny gaboraraka,

 hoy ireo mpampiasa lalana. Sisin-dalana feno mpivarotra , posy , fiara mijanona , taksibe ligne H tena efa dona folo mbola mijanona eo ihany, hany ka lasa miteraka fitohanana atrety amin’ny St Antoine, hoy hatrany ny fitarainana. Eo ampovoany kosa feno posy sy mpivarotra kafe sy mofo. Mahakivy, hoy hatrany ny fanamarihana.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT