Fifamoivoizana

Faritra Vakinankaratra Miha mahazo vahana ny Bajaj


  • Zoma 17 Jona 2022

Teo amin’ny 2 taona teo ho eo izay no tena niditra tao amin’ny renivohitr’i Vakinankaratra, izany hoe Antsirabe, ny Bajaj.

Fitaovam-pitateram-bahoaka nampalaza an’I Mahajanga moa izy io nanomboka tamin’ny fotoana nidirany voalohany teto Madagasikara. Ry zareo thailandey kosa no tena azo lazaina hoe tompony ary hankafizan’ireo mpanaraka sarimihetsika ny sarimihetsika naodina tany Thailande mihitsy ny fisian’ny Bajaj ao anatiny, indrindra moa, fa hoe irony misy hetsika maherihery setra na “action” irony. Tsetsatsetsa tsy aritra ihany iny fa azo lazaina ho miha mahazo vahana ao amin’ny faritr’I Vakinakaratra mihitsy amin’izao fotoana izao ity karazana fitaovam-pitaterana ity ary ao Ambatolampy izany moa dia efa samy manana ny fikoloany ny endrik’izany mihitsy ireo mpitatitra fa tsy dia ilay loko mahazatra mavobe iny hatrany akory.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT