• Sabotsy 22 Jolay 2017
Fandriampahalemana.Fikatonan’ny karieran’i Ranomena Ahiana tsy hampandry fahalemana

Milefitra amin’ny fitondram-panjakana ireo mponina ao Ranomena na dia eo aza ny fanahian’izy ireo amin’ny mety ho fanakatonana ny ny kariera fitrandrahana kraoma ao an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Jolay 2017
Fandriampahalemana.Fitohanan’ny fifamoivoizana Mila vahaolana maty paika

Mampiteny ny moana ny fitohanan’ny fifamoivoizana eto Antananarivo. Tsy andavanandro, tsy andro tsena fa saika isan’andro mihitsy. T

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Jolay 2017
Fandriampahalemana.Loza teny Fenoarivo Mpitondra « moto » maty voahitsaky ny « Camion »

Nisehoana lozam-pifamoivoizana mahatsiravina teny Fenoarivo manakaiky ny toby fivarotan-tsolika Total omaly maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Jolay 2017
Fandriampahalemana.Mpangalatra sady mpanolana Nafahana noho ny fisalasalana

Lehilahy iray voatondro fa nangalatra sady nanolana vehivavy no nafahan’ny fitsarana noho ny fisalasalana tany Antsirabe.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Jolay 2017
Fandriampahalemana.Fiofanana manamboninahitra any Frantsa Malagasy 3 no miomana hanainga

Rehefa nahatontosa sy nahomby tamin’ny fifaninanana izay nataon’izy ireo ny volana martsa teo dia miomana amin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Jolay 2017
Fandriampahalemana.Firodanan’ny fonjan’Antsohihy Tafakatra 8 ny maty

Tafakatra 8 ny olona namoy ny ainy vokatry ny firodanan’ny rindrin’ny fonjan’Antsohihy ny sabotsy 8 jolay lasa teo noho ny tsio-drivotra mahery.

Hamaky ny tohiny
FTT