• Alakamisy 03 Aogositra 2017
Fandriampahalemana.Polisim-pirenena miady amin’ny kolikoly Mitohy hatrany ny ezaka

Anisan’ny ivon-toerana iray voasokajy ho be kolikoly tokoa teo aloha teo ny eny anivon’ny pôlisim-pirenena. Anisan’ny antony nananganana ny “Inspection generale de la police nationale de Madagascar” izany efa ho telo taona izao,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 31 Jolay 2017
Fandriampahalemana.Zava-mahadomelina Tsy ampy taona ny 75 %-n’ireo mpidoroka

Mihamitombo isa hatrany ireo olona mandray sy mihinana zava-mahadomelina eto amintsika. Ireo ankizy tsy ampy taona 14 ka hatramin’ny 18 taona no tena maro an’isa.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Jolay 2017
Fandriampahalemana.Ambohitrimanjaka Nodorana ireo rongony 400 kg tratra

Notanterahan’ny polisy misahana ny ady amin’ny fidorohana zava-mahadomelina etsy Anosy omaly, tamin’ny 11 ora maraina teny Ambohitrimanjaka

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Jolay 2017
Fandriampahalemana.Fanenjehana jiolahy Miala bala ny polisim-pirenena ?

Nanao tatitra tamin’ny asa vitany ny polisim-pirenena omaly ka nampahafantatra fa olona 417 no naiditra am-ponja hatramin'ny volana jona no nankaty. Fitaovam-piadiana toa ny grenady, basy kalachnikov sy PA no azo tao anatin'izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Jolay 2017
Fandriampahalemana.Voafonja eto Madagasikara Tsy ara-dalàna ny 50% mahery

Nisokatra omaly tetsy amin’ny DLC Anosy ny atrikasa mandritry ny roa andro hijerena izay fomba ahafahana miady amin’ny famonjana tsy ara-dalàna eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 22 Jolay 2017
Fandriampahalemana.Mpitandro ny filaminana Malagasy Natao handrava grevy fotsiny ve sisa ?

Tsy sanatria hanao fitsikerana be fahatany fa tsikaritra ho modraka sy tsy mahita atokona manoloana ny tsy fandriampahalemana eto amin’ny firenena ny mpitandro filaminana, fa manana ny hery tsy hay tohaina kosa amin’ny endrika famoretam-bahoaka sy amin’ny zavatra tsy dia laharam-pahamehana loatra.

Hamaky ny tohiny
FTT