Fandriampahalemana

Sabotsy Namehana Tratra ilay vehivavy mpamatsy rongony


  • Alatsinainy 18 Mey 2020

Vehivavy iray mpamatsy sy mpivarotra rongony eny Sabotsy namehana sy ny manodidina no voasambotry ny polisy.

 

 

 

 

 Nahazo fampitam-baovao avy amin'ny olona tsara sitrapo ny polisin'ny "Commissariat Central" Avaradrano eny Sabotsy Namehana fa misy olona mamatsy rongony eny amin'iny faritry iny ka ankoatra ireo tanora dia maro ireo olona voasarika hividy izany. Natao ny famarinam-baovao sy ny vela-pandrika ka fantatra fa eny Ankorondrano no alaina ny entana. Rongony 06 gony no saron'ny polisy teny amin'ity toerana ity ka vehivavy iray no tompon'antoka tamin'izany. Efa miroso amin'ny fanadihadihana azy ireo ny polisy ka anio alatsinainy no hatolotra ny fitsarana Ramatoa .

 Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT