Fandriampahalemana

Ambodirano Androndrakely Vehivavy roa no tompon’antoka tamin’ilay vaky trano


  • Alatsinainy 07 Jona 2021

Vehivavy miisa roa no fantatra fa tompon’antoka tamin’ilay vaky trano niseho teny Ambodirano Androndrakely andro vitsy lasa izay.

 

 

Ny polisy miasa ao Ambohijatovo no nahatratra azy ireo . Naiditra am-ponja vonjimaika eny Antanimora moa izy mirahavavy ireto. Marihina fa mbola hita tany amin'izy ireo avokoa ireo entana izay avy nangalariny ary efa tafaverina any amin'ny tompony avokoa.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT