Fandriampahalemana

Tsy fandriampahalemana any Atsimo Maty notifirin’ny dahalo ny mpilatsaka an-tsitrapo iray


  • Alarobia 08 Desambra 2021

Mpiasan’ny Association Young Progress, mpiara-miasa amin’ny PAM (Fandaharanasan’ny firenena mikambana momba ny sakafo) no maty voatifitry ny dahalo omaly maraina tokony ho tamin’ny 9 ora,

 teo aminy croisement Angazety, Ampilira any akaikin’Ambovombe Androy raha handeha hanao fitsinjarana na “distribution”. “Marihina etoana fa vao nandalo teo amin’io toerana io izahay androany maraina taminy 7 Ora sy sasany”, hoy Atoa Paolo Emilio Raholinarivo tao amin’ny tabajotran-tserasera. . “Vao avy niresaka tamiko io Rahalahy io teto Tranomaro alohany izy namelona moto handeha satria mifankahalala izahay. Vehivavy iray mpiara miasa aminy koa no maratra voatifitra taminy tanany”, hoy ny fanazavana. Niaraka nanao ny fanenjehana tamin’ny fokonolona, Zandary ary Miaramila izahay ka mbola mitohy izany hatramin’izao, hoy ny vaovao omaly.
Toky R
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT