Fandriampahalemana

Mahajanga Vehivavy iray nendahina lehilahy roa


  • Alakamisy 03 Febroary 2022

Vehivavy iray no nendahina lehilahy roa ny alin’ny 31 Janoary lasa teo tany Mahajanga. Lasan’ireto farany tamin’izany ny firavaka sy finday saingy teny am-pitsoahana indrindra izy ireo no saron’ireo polisy nanao fisafoana

 nivoaka ny elakelatrano ka noraisim-potsiny. Mbola tratra teny amin’izy ireo ny finday sy firavaka izay vao avy nangalariny. 25 sy 26 taona moa izy roalahy ireto izay fantatra fa nanao tery vay manta nisintona ilay firavaka teny an-tendan’ilay vehivavy mihitsy. Mahatsiaro ho sahirana ireo mponina ao Mahajanga noho izany. Miha mahazo vahana indray mantsy ny tsy fandriampahalemana any an-toerana izay marihina fa andro aman’alina mihitsy.
Pati
Legende : Ireto izy roalahy sy ilay firavaka avy nangalariny
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT