Fandriampahalemana

Alasora Fonosan-drongony 400 sy basy iray no tratra


  • Talata 15 Febroary 2022

Tratran'ny teo anivon'ny CSP tao Alasora am-body omby ny lehilahy 4 izay miaramila miana-draharaha mitondra ny gradina Kaporaly ny iray,

 ka nahatratrarana basy ( fusil de chasse artisanale calibre 12), miampy fonosan-drongony 400 isa. Vokatry ny fiaraha-miasan’ny olon-tsotra sy ny mpitandro ny filaminana no nahatrarana azy ireo. Raha araka ny fantatra mantsy dia mihamahazo eny amin’iny faritra iny tanteraka ny fidorohana zava-mahadomelina ka ireo ankizy mpianatra sy tanora no kendren’ireo mpanao ratsy hanjifa izany. Mailo anefa ny rehetra ka sarona soa aman-tsara ireo mpanao ratsy sy ny fitaovana nampiasainy saika hanaovany zavatra hafahafa.
Nangonin’i Pati
Legende : Ireto ilay basy sy rongony tratra
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT