Fandriampahalemana

Fanafihana teny Anosipatrana Tratra ireo roalahy naman dRasta nampiasa basy kilalao


  • Alarobia 13 Aprily 2022

Lehilahy miisa roa 23taona sy 18 taona no tratran ny Polisy miasa ao Ilanivato omaly talata 12 aprily tokony ho tamin’ny 01 ora sy sasany teny Anosipatrana rehefa namaky trano

Raha tsiahivina dia ny 05 aprily hifoha 06 aprily teo teny Ampangabe Anjanakinifolo akaikin’ny Tanimenabe Anosizato dia nisy vaky trano miaro herisetra tamina tokantrano iray. Tratra tamin'izany i Rasta niraka tamin’ny Basy kilalao iray ary efa nampidirina am-ponja vonjimaika eny amin’ny fonjan’Antanimora. Marihana fa miisa telo izy ireo no nanao io fanafihana io ka tafaporitsaka ny namany miisa roa. Nitohy hatrany ny fanadihadiana sy fikarohana nahakasika io fanafihana io ka izao tratra izao ireto namany miisa roa ireto teny Anosipatrana. Marihana fa nihaiky izy roa lahy ireto fa izy ireo no nanao io fanafihana io tamin’ny fakana am-bavany azy.
Pati
Legende : Ireto izy roalahy tratra
 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT