Fandriampahalemana

Andriampamaky Fiara halatra nentina tovolohay 18 taona nitsoaka


  • Talata 12 Aprily 2022

Fiara Peugeot Partner iray halatra no fantatra fa voasakan’ny zandary, teny amin’ny RN3, PK43 Andriampamaky, ny herinandro lasa teo.

 


Tovolahy iray vao 18 taona monja no tratran’ny zandary nitondra azy ary izy irery no tao anatiny. Raha araka ny filazany dia izy sy ny dadatoany no niara-nangalatra io fiara io. Nanao lozam-pifamoivoizana izy ireo nandritra ny fandosirany, antony nahapempo ny lohan’ilay fiara peugeot izay saika handeha hafenina any Anjozorobe.Mbola karohina imoa lay dadatoany hatramin’ny omaly hariva fotoana nanoratanay.
Pati
Legende : Ity ilay tovolahy kely nitondra ilay fiara sy ilay fiara halatra

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT