Fandriampahalemana

Bemanonga Morondava Tovolahy mpianatra nahatrarana sabatra sy moara


  • Alarobia 13 Aprily 2022

Tovolahy mpianatry ny Ceg ao Marovoay Morondava no nahatrarana fitaovana marobe hafahafa toy ny sabatra moara

Nahitana zavatra maro ihany koa teny am-bozony toy ny ody gasy...Vokatry ny fanomezam-baovao avy tamina olon-tsotra no nahatrarana ity tovolahy mpianatra ity izay vao 16 taona monja raha misy. Marihina moa fa mampitaraina ny maro fatratra ny tsy fandriampahalemana ao Morondava amin'izao. Ka anisan'ireny ny vaky trano.
Nangonin'i Pati

Legende : Ity ilay tovolahikely
 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT