Fandriampahalemana

Maodelina poketra Malagasy mbola tsy nivoaka Nisy nanendaka


  • Talata 16 Aogositra 2022

Voahendaka ireo mpanatitra entan'ny orinasa mpanao poketra, Kemba Mlg, raha ny fampitam-baovao voaray ny sabotsy teo.

Soa fa manana ny sarin’ireo poketra izay anisan'ny lasa ary maodely mbola tsy nivoaka moa ireo mpamokatra azy io ka nampahafantatra izany tamin’ny tambazotran-tserasera. Raha misy mivarotra aminareo dia halatra izay ka iangaviana ianareo mba tsy hividy fa hampandre ny mpitandro filaminana na ny #Kemba #Mlg. Marihina ihany koa fa tsy manana mpamarotra fanampiny na “revendeurs” ireto mpanao asa tanana ireto ka raha misy mivarotra aminareo dia halatra izay na ankoatr'ireo amin'ny sary ireo aza, hoy hatrany ny fampitam-baovao, mikasika ireto maodelina poketra Malagasy mbola tsy nivoaka nisy nanendaka ireto.
J. Mirija
Legende: Santionan’ireo maodely
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT