Fandriampahalemana

Polisim-pirenena Niampy 199 isa ny inspektera


  • Talata 08 Novambra 2022

Inspecteur de police » miisa 199 no nanatanteraka fianianana teny amin'ny Fitsarana Anosy omaly Alatsinainy 07 Novambra.

Ny 198 tamin'izy ireo dia nivoaka tamin'ny andiany Aina nahavita fiofanana tao amin'ny Ecole Nationale des Inspecteurs et Agent de Police Antsirabe ny taona 2021 raha nivoaka tamin'ny andiany Iratra nahavita fiofanana tao amin'ny Ecole Nationale des Inspecteurs et Agent de Police Antsirabe ny taona 2020-2021 kosa ny iray. Nahazo fahefana hikaroka ny fandikan-dalana araka izany ireto inspektera nahavita fianihanana ireto araka ny nambaran'ny Fitsarana izay natao omaly. Tonga nanome voninahitra izao fihanianana izao ny Sekretera Jeneralin'ny Minisiteran'ny Filaminam-bahoaka, Ny Contrôleur Général de Police Rakotondravelo Herilanto Iangotiana notronin'ireo tale maro maro teo anivon'ny Polisim-pirenena.
Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT