Fandriampahalemana

Belobaka Mahajanga II Raim-pianakaviana iray maty notapahan-doha


  • Zoma 04 Novambra 2022

Raim-pianakaviana iray no fantatra fa maty notapahin-doha tao amin’ny Fokontany Andrehitra, kaominina ambanivohitra Belobaka,

distrikan’i Mahajanga II ny fiandohan’ny volana Novambra teo. Tsatok'antsy tamin'ny tenda sy tsindrona antsy tamin'ny lamosina ary mbola narahin'ny fanapahana tenda no nitarika ny fahafatesany raha araka ny loharanom-baovao azo. Mbola lasan’ireo jiolahy mpamono olona ihany koa ny lela-vola 100 000 Ar sy finday iray tany aminy rehefa avy any an-tsena izy mivady. Marihina moa fa nisy nanafika ity Raim-pianakaviana ity.
Nangonin’i Pati
Legende : Tahaka izao sisa no niafaran’ilay Raim-pianakaviana
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT