- Talata 31 Janoary 2023
Fandriampahalemana.Faritr’i 67 ha Olona ao an-tanàna ihany no manendaka
Mitaraina mafy ny amin’ny hafitsoky ny samy mpiara-belona ireo mponina etsy amin’ny Fokontany 67 ha.
Hamaky ny tohinyMitaraina mafy ny amin’ny hafitsoky ny samy mpiara-belona ireo mponina etsy amin’ny Fokontany 67 ha.
Hamaky ny tohinySeza plastika miisa 20 no very ny alakamisy 26 janoary hariva teo teo anelanelan’ny tamin’ny 5 ora ka hatramin’ny 6ora tao amindry Mompera tao amin’ny centre Arrupe Faravohitra
Hamaky ny tohinyLehilahy miisa 06 no tratra nitsindrona sy nivarotra zava-mahadomelina mahery vaika teny amin’iny faritra Morarano sy Androndra iny ny 25 janoary teo.
Hamaky ny tohinyAvotra soa aman-tsara ilay tovovavy 19 taona nisy naka an-keriny ny 4 janoary 2023 lasa teo tao amin’ny kaominina ambanivohitra Andranomisa, distrikan’Anjozorobe, raha ny fampitam-baovao voaray.
Hamaky ny tohinyLehilahy miisa 04 no voasambotra tany amin’ny distrikan’i Mahanoro ny Talata 24 janoary teo rehefa nanondrana sy nitondra taolam-paty tany an-toerana.
Hamaky ny tohinyLehilahy iray no voasambotry ny Polisy ao amin'ny Sûreté Urbaine de Tananarive momba ilay halatra moto nitranga ny herinandro lasa teo teny amin'ny Parking 67ha.
Hamaky ny tohiny