Fandriampahalemana

Seranam-piaramanidin’i Toliara Sarona ireo basy saika ampidirina an-tsokosoko


  • Alarobia 12 Aprily 2023

Basy miisa 10, miaraka amin'ny bala maro be, no tra-tehaky ny mpiasan'ny fadin-tseranana tao amin'ny seranam-piaramanidin'i Toliara, raha ny fampitam-baovao voaray.

Ny Alatsinain'ny Paska 2023 atoandro teo no nisehoan’izany. Voalaza fa tsy nisy taratasy ahafahana mampiditra ireo basy eto Madagasikara. Nisy nikasa hanararaotra hampiditra tao anaty andro fety , araka izany, ireto fitaovam-piadiana ireto saingy izao sarona izao.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT