- Zoma 04 Aogositra 2023
Fandriampahalemana.VATOFOTSY ANTSIRABE Mpanao « cash point » norobain’ny dahalo 20 lahy
Fianakaviana iray ahitana olona 5 mianaka mpanao cash point no norobain’ny dahalo tao Miara-masoandro Vatofotsy
Hamaky ny tohinyFianakaviana iray ahitana olona 5 mianaka mpanao cash point no norobain’ny dahalo tao Miara-masoandro Vatofotsy
Hamaky ny tohinyFotoanan’ny fialan-tsasatra lehibe izao. Betsaka ireo olona avy eto an-drenivohitra no miondrana mankany amin’ny faritra mba haka rivotra toy ny hita ao Toamasina sy Mahajanga ao.
Hamaky ny tohinyTovolahy iray vao 17 taona monja no voasambotry ny polisy avy ao amin’ny kaomisaria foibe Morafeno afak’omaly talata 01 aogositra
Hamaky ny tohinyNirefodrefotra ny poa-basy tao amin’ny Renivohitry ny faritra Alaotra Mangoro omaly efa madiva ho alina. Nanao be
Hamaky ny tohinyJiolahy miisa roa no indray lavon'ny balan'ny polisy miasa ao an-drenivohitr’i Toliara niaraka tamin'ny fitaovam-piadiana mahery
Hamaky ny tohinyNahatratra 66 ireo tsy nitondra karapanondro
Hamaky ny tohiny