- Alarobia 19 Jolay 2023
Fandriampahalemana.Lalana Rocade d’Iarivo Misy mangalatra ireo vy mari-pamantarana
Mirongatra ny halatra vy eto amintsika. Efa niakatra ho 1.000 Ar rahateo ny iray kilao amin’izy ireny hany ka lasa
Hamaky ny tohinyMirongatra ny halatra vy eto amintsika. Efa niakatra ho 1.000 Ar rahateo ny iray kilao amin’izy ireny hany ka lasa
Hamaky ny tohinyNahitana fatin’olona tsy fantatra novonina tamin’ny fomba feno habibiana tany Andasibe ny volana jona teo.
Hamaky ny tohinyTaolam-paty miisa 54 no hita teo anelanelan'ny Fokontany Ankilahila sy Ampatora, Distrikan'i Fandriana, kaominina Ambonivohitra Fandriana omaly alatsinainy 17 Jolay.
Hamaky ny tohinyLasa any amin’ny fangalarana trondro ihany koa ny ankamaroan’ireo mpanao ratsy amin’izao.
Hamaky ny tohinyTelolahy niaraka tamina antsy lavalela no indray tratra omaly
Hamaky ny tohinyTsy milamina intsony ny fandriampahalemana eto amintsika. Efa misy maka an-keriny eny am-pitondran’ny tompony azy ihany koa ny moto amin’izao.
Hamaky ny tohiny