MANAKASIKA MERIMANDROSO

Hita tamin’ny fampiasana GPS ireo mpanao halabotry


  • Alakamisy 19 Oktobra 2023

Olona kamo ny ankamaroan’ireo mpanao halabotry. Tsy te-hisasatra fa te-hitango fotsiny ihany ny fananana

 kely mba noharian’ny sasany toy ny nataon’izy roalahy ireto tao amin’ny Fokontany Manakasina, kaominina ambanivohitra Merimandroso. Ny alin'ny 12 oktobra dia nisy nangalatra ny batterie sy ny convertisseur tao amina ankohonana iray, tao amin’ity Fokontany ity. Nandeha ny fikarohana nataon’ny mpitandro ny filaminana araka izany ka 07 andro aty aoriana tra-tehaka izy roalahy kamolahy tsy te-hiasa ireto. Vokatry ny fampiasana ilay GPS manokana hampiasain’ny zandary ao Ambohidratrimo no angady nananana sy vy nahitana izany. Nambaran’izy ireo moa fa tsy ekeny intsony ny fanaovana kely tsy mba mamindro tahaka izao. Hotsimponin’izy ireo araka izany ireo mpanao hala-botry mpambotry vahoaka ao amin’ny faritra misy azy.
Pati
Legende : Ireto izy roalahy tratra !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • Halatra tariby amin'ny RN1
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Fahavalom-pirenena

  • HAFATRY
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

NY POLISIM-PIRENENA

  • HERISETRA,
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

VONO OLONA, FAMONOAN-TENA

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

Hijery ny tohiny
FTT