• Alakamisy 21 Septambra 2023
Fanafihana andro atoandro. Jiolahy 3 lahy nanafika “quincaillerie" teny Ilafy

Jiolahy 3 lahy nitondra basy sy antsy no nanafika sy nandroba toeram-pivarotana fitaovana fanamboarana trano na

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Septambra 2023
JIOLAHY NANAFIKA FIANGONANA. Niafina 2 volana tao an-tranony, tratra ny iray

Tena efa tsy mifidy harapaka intsony ireo jiolahy ankehitriny. Jiolahy miisa 3 no indray nanafika tokantrano iray tao Antanetibe

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Septambra 2023
MANOMBO ANDOHANILAKAKA. Nahitana razana efa tsy nisy lohany intsony

Tsy mitsahatra ny fanapahan-doha any amin’iny faritra Atsimon’ny Nosy iny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Septambra 2023
Mpamatsy rongony eny Ampefiloha. Lehilahy iray nidoboka eny Antanimora

Lehilahy iray 36 taona ,fantatra fa ati-doha amin’ny fanaparitahana rongony eny amin’iny faritra Ampefiloha

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Septambra 2023
TSARAHASINA AMBOHIMANGAKELY. Mpisandoka ho zandary tratra nanendaka

Sady nahasosotra no nampalahelo ny fihetsika nataon’ity lehilahy iray tratra nisandoka ho zandary ao

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Septambra 2023
MPANENDAKA ENY ANDOHATAPENAKA. Amin’ny 04 ora hariva dia efa mivoaka

Tafiditra ao anatin’ny faritra mena ny faritr’Andohatapenaka sy ny manodidina iny. Vao tamin’ny 04 ora hariva ny 12

Hamaky ny tohiny
FTT