• Alakamisy 07 Septambra 2023
Jiolahy maty teny Fenoarivo. Efa mpamerin-keloka ny iray, mbola misy karohina

Jiolahy efa mpamerin-keloka ny iray tamin’ireo voatifitra afak’omaly alina teny Fenoarivo ka namoy ny ainy,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Septambra 2023
Prefen’Antananarivo. « Mety hiteny zavatra hanakorontana saim-bahoaka matoa sakanana »

Nilaza omaly ny Prefen’Antananarivo, araka ny hita tamin’ny fampahalalam-baovao, fa mitovy avokoa ny fepetra

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Septambra 2023
Ambatondrazaka. Vehivavy iray nahatrarana rongony 8 kg

Vehivavy iray 31 taona no voatery nosamborin’ny polisy rehefa nahatratrarana rongony nandritra ny fisavana ny fiara mampitohy an'i Tanambe miazo an’ Ambatondrazaka.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Septambra 2023
Nisakaiza tamin-jiolahy. mpivarotr’olona Tovovavy 2 tsy ampy taona nanjavona

Tambazotra mpangalatr'olona ary mitady mpividy no tratran'ny velapandriky ny zandarimaria avy ao Itasy omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Septambra 2023
Fandriampahalemana.Alakamisy Fenoarivo Jiolahy 2 rotiky ny balan’ny zandary

Nirefodrefotra ny basy teny Alakamisy Fenoarivo omaly takariva tokony ho tamin’ny 6ora hariva, raha ny vaovao azo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Septambra 2023
Famakiana tranon’ny mpiasan’ny Oniversite. Olona roa no efa voasambotra tao Fenerive Est

Nisy namaky ny tranon’ny mpiasa iray eo anivon’ny oniversite-n’i Fenerive Est ny 21 Aogositra teo tokony ho tamin'ny 07 ora sy sasany.

Hamaky ny tohiny
FTT