Omby vavy miisa 3

Nofirain’olona ankitsirano


  • Talata 28 Novambra 2023

Omby vavy miisa 3 no nofirain'olona tsy fantatra tao amin'ny fokontany Mangabe, Maroantsetra,

ny 26 Novambra lasa teo, raha ny fampitam-baovao voaray omaly. Tsy fantatra mazava ny antony na sotasota na fialonana na zavatra hafa mihitsy. Teny an-tanimbary ireto omby ireto no nosomparana ka mampametra-panontaniana ny maro ary tamin'ny andro mbola mazava. Nisy tamin'ireo omby no tapaka ny tongony noho ny ratra lalina nahazo azy. Ny 2 tamin'ireo omby dia bevohoka. Misokatra ny fanadihadiana, raha ny fampitam-baovao voaray hatrany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT