• Alakamisy 12 Oktobra 2023
ITAMPOLO TOLIARA. Nahatrarana rongony 19 gony nentin’ny lakana

Miparitaka sy mahazo vahana hatrany ny rongony eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Oktobra 2023
AMBOHIBARY ANTSIRABE. Dahalo efa voasambotra maty teo am-pitsoahana

Dahalo roalahy , mirongo fiadiana indray no saika hamoaka omby am-bala tao Antsira, fokontany sy Kaominina Antsoatany Antsirabe II.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Oktobra 2023
AVARATR'IALASORA FANDRIANA. Renim-pianakaviana hita faty tao anaty dobo

Renim-pianakaviana iray manodidina ny 39 taona eo ho eo omaly Alahady 08 Oktobra atoandro no hita faty tao

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Oktobra 2023
Trafikana zava mahadomelina. Nafenina tanatina gitara sy fitoeram-panafody ny rongony

Lehilahy roa 24 sy 36 taona no saron'ny Polisin'ny STUP Anosy teny Antanimenakely Ampitatafika sy teny amin'ny

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Oktobra 2023
Fikambanana Albinos Madagascar. Leo ny tsy firaharahian’ny Fanjakana izahay

Leo sy tofoka tanteraka amin’izao fitondrana mijoro izao ihany koa ny fikambanana Albinos Madagascar tarihin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Oktobra 2023
Fitadiavam-bola amin’ny fomba. maloto Ilay Ramatoa sy ny sipany no niketrika “kidnapping”

Henjana ihany ity fitiavana te-hanan-karena ity. Misy manaotao foana mihitsy ny sasany toy ireo mpisipa roa tany

Hamaky ny tohiny
FTT