• Alarobia 25 Oktobra 2023
Antohibe Ambohidratrimo. Vehivavy vao 23 taona tratra hariva, nisy namono

Vehivavy iray mipetraka eny Antohibe Ambohidratrimo, vao 23 taona monja, manam-bady, manan-janaka vavikely

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Oktobra 2023
Fandriampahalemana.Kidnapping” sy vono olona Lavon’ny mpitandro filaminana I Lebaba

Ela ny ela fa lavon’ny balan’ny mpitandro ny filaminana ihany i Lebeba,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Oktobra 2023
VINANINONY FARATSIHO. Tratra i Zista mpangala-kisoa amin’ny andro atoandro

Tena mbola manjaka ny fampiasana fonoka any ambanivohitra any.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Oktobra 2023
MANAKASIKA MERIMANDROSO. Hita tamin’ny fampiasana GPS ireo mpanao halabotry

Olona kamo ny ankamaroan’ireo mpanao halabotry. Tsy te-hisasatra fa te-hitango fotsiny ihany ny fananana

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Oktobra 2023
Habibiana tao Ejeda. Notrobaran’ny olon-dratsy ny mason’ilay renim-pianakaviana

Renim-pianakaviana iray voalaza ho namonjy havoria ary nody tamin’ny 4 ora maraina teo ho eo ny sabotsy teo no

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Oktobra 2023
Mpanampy an-trano sahirana ara-bola. Nanao kisarisarina fakana an-keriny hamitahana ilay mpampiasa

Tena efa mitady ny fomba rehetra mba hahazoam-bola mihitsy ny olona sasany ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
FTT